Fony aho (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fony aho
Fony aho yaize tanilanao,
Fony aho mbola loedg nanavao,
Nirehareha aho nanana anao,
Fony teo tononkira.serasera.org ianao
Mbola teo izaho,
Voninkazo tsy nilaozan-dolo;
Niherina indray ny taona vaovao,
Ny foko anie mbola misaona anao,
Ririnin-dava ny fiainako izao
Rehefa tsy eo lbdezfx ianao,
Mbola eto izaho,
Voninkazo very ravina aman-taho.
Fony aho yaize tanilanao,
Fony aho mbola loedg nanavao,
Nirehareha aho nanana anao,
Fony teo tononkira.serasera.org ianao
Mbola teo izaho,
Voninkazo tsy nilaozan-dolo;
Niherina indray ny taona vaovao,
Ny foko anie mbola misaona anao,
Ririnin-dava ny fiainako izao
Rehefa tsy eo lbdezfx ianao,
Mbola eto izaho,
Voninkazo very ravina aman-taho.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 6550
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : drdahery
Daty : 26/09/2007 14:47
