Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fony aho (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fony aho
Fony aho tanilanao,
Fony aho mbola nanavao,
Nirehareha aho dftne nanana anao,
Fony teo ianao
Mbola teo izaho,
Voninkazo tsy nilaozan-dolo;
Niherina indray ny taona vaovao,
Ny foko anie mbola misaona anao,
Ririnin-dava ny fiainako izao
Rehefa tsy eo ianao,
Mbola tononkira.serasera.org eto izaho,
Voninkazo jhmei very ravina aman-taho.
omtba
Fony aho tanilanao,
Fony aho mbola nanavao,
Nirehareha aho dftne nanana anao,
Fony teo ianao
Mbola teo izaho,
Voninkazo tsy nilaozan-dolo;
Niherina indray ny taona vaovao,
Ny foko anie mbola misaona anao,
Ririnin-dava ny fiainako izao
Rehefa tsy eo ianao,
Mbola tononkira.serasera.org eto izaho,
Voninkazo jhmei very ravina aman-taho.
omtba
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lolo sy ny tarinyHits : 6719
Likes : 0 Like
Created by : drdahery
Date : 26/09/2007 14:47
