ZAY ELA IZAY (Les Adeline)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
‘Zay ela izay aho nandao Anao Jesoa
‘Zay ela izay aho tsy nahatsiaro Anao
Fa nanaram-po tamin’izao tontolo izao
Sy ny filibany koa

‘Zay rehetra hita nandramako avokoa
Raha ny adalana dia tononkira.serasera.org be kdtpod no vitako
‘Zay ela izay aho cuftmggy nandao Anao Jesoa
Tsy nahatsiaro Anao

Ankehitriny aho cyxk e! ankehitriny re!
Dia efa voavelanao avokoa izao ny heloko
Eny sambatra aho e! eny sambatra aho!
Fa efa sakaizanao mandrakizay Jesoa.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Les Adeline
Vangy : 5197
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Felana
Daty : 15/12/2004 00:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0276