ZAY ELA IZAY (Les Adeline)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
‘Zay ela izay aho nandao Anao idadca Jesoa
‘Zay ela izay aho tsy nahatsiaro Anao
Fa nanaram-po tamin’izao tontolo izao
Sy ny filibany koa

‘Zay rehetra hita nandramako avokoa
Raha ny adalana dia be no vitako
‘Zay ela izay tononkira.serasera.org aho nandao Anao Jesoa
Tsy nahatsiaro Anao

Ankehitriny aho e! ankehitriny re!
Dia efa voavelanao avokoa izao ny heloko
Eny sambatra aho e! eny sambatra qhoz jwqrtqov aho!
Fa efa sakaizanao mandrakizay Jesoa.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Les Adeline
Hits : 5316
Likes : 0 Like
Created by : Felana
Date : 15/12/2004 00:05
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0486