ZAY ELA IZAY (Les Adeline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
‘Zay ela izay aho nandao Anao Jesoa
‘Zay ela hgyiux izay aho tsy nahatsiaro Anao
Fa nanaram-po tamin’izao tontolo izao
Sy ny filibany koa
‘Zay rehetra hita nandramako avokoa
Raha ny adalana dia be no olwro vitako
‘Zay ela izay aho nandao Anao Jesoa
Tsy nahatsiaro Anao
Ankehitriny aho e! ankehitriny anmrb re!
Dia efa voavelanao avokoa izao ny heloko
Eny sambatra aho e! eny sambatra aho!
Fa efa sakaizanao mandrakizay Jesoa.
tononkira.serasera.org
‘Zay ela hgyiux izay aho tsy nahatsiaro Anao
Fa nanaram-po tamin’izao tontolo izao
Sy ny filibany koa
‘Zay rehetra hita nandramako avokoa
Raha ny adalana dia be no olwro vitako
‘Zay ela izay aho nandao Anao Jesoa
Tsy nahatsiaro Anao
Ankehitriny aho e! ankehitriny anmrb re!
Dia efa voavelanao avokoa izao ny heloko
Eny sambatra aho e! eny sambatra aho!
Fa efa sakaizanao mandrakizay Jesoa.
tononkira.serasera.org
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Les AdelineVisites : 5196
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Felana
Date : 15/12/2004 00:05
