EO AN-TRATRAN'I ABRAHAMA (Les Adeline)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY TANY EH! NY TANY AH!
DIA FANDALOVANA IHANY EH!
NY TANY EH! NY TANY AH!
DIA FANDALOVANA IHANY EH!
MBA SAINO IHANY EH!
IZAY MBA HIAFARANA!
MBA SAINO IHANY EH!
IZAY MBA HIAFARANA REY OLONA ÔH!
LEHILAHY MPANANKARENA IRAY
NIAKANJO VOLOMPARASY
SY RONGONY FOTSY MADINIKA
NIREHAREHA FATRATRA!
IREO VOLA SY HARENA NANANANY EH!
NORAOFINA AMIN-TSOBIKA
LAZA SY HAJA KOA BE DIA BE!
NANJAKAZAKANY KOA AVY IZANY EH!
NIHEVITRA ANEFA RALEHILAHY
FA HAHAVONJY AZY IZANY EH!
NY VOLA SY NY HARENA ANEFA
TSY HAHAVITA IZANY EH!
NILIBA IHANY EH,
TSY NIRAHARAHA IZAY MBA HIAFARANY
ANY AORIANA REY OLONA ÔH!
TSY NIHANTRA AKORY RALEHILAHY
NAHITA ILAY MAHANTRA!
MAHANTRA BE FADIRANOVANA
FERENA SY MPANGATAKA
ARY DIA NAVELANY NANDEHA
NIBABABABA NY HARAPAKA
HITSAKITSAKA SY LATSA HO AHO
NO MBA NAMALIANY IZANY EH!
ENY EH, ENY EH! EH!!!
RAHA TONGA RAFAHAFATESANA
NIOVA NY TANTARA
NY HARENA SY VOLA TSY NIAKATRA
DILA NY ANJARA
FIAINANA HAFA NO HITANY EH!
TOMANY SY FAHORIANA!
NY ANKILANY KOSA NIAINA BE!
TEO AN-TRATRAN'I ABRAHAMA!

HO ANY AHO! HO ANY AHO!
EO AN-TRATRAN'I ABRAHAMA!
HO ANY AHO! HO ANY AHO!
EO AN-TRATRAN'I ABRAHAMA!

JESOSY IHANY EH!
NO AFAKA AFAKA HAMPIFADY AH!
IZY IRERY IHANY EH!
NO LALANA MANKANY REY OLONA ÔH!

ANIO ARY RY NAMAKO ÔH!
OVAO NY DIANAO!
NY HARENA SY VOLA HANANANAO!
TSY HOE ANDEHA HIALAO!
FA KOSA HATOLORY
IZAY REHETRA ANAO!
MBA HANOMEZANY BEBE KOKOA!
SY HITAHIANY NY FIAINANAO EH!
ENY EH, ENY EH! EH!!!

JESOSY IHANY EH!
NO AFAKA AFAKA HAMPIFADY AH!
IZY IRERY IHANY EH!
NO LALANA MANKANY
JESOSY IHANY EH!
NO AFAKA AFAKA HAMPIFADY AH!
IZY IRERY IHANY EH!
NO LALANA MANKANY REY OLONA ÔH!

HO ANY AHO! HO ANY AHO!
EO AN-TRATRAN'I ABRAHAMA!
HO ANY AHO! HO ANY AHO!
EO AN-TRATRAN'I ABRAHAMA!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Les Adeline
Vangy : 66
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : LEBOY261
Daty : 12/02/2024 07:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1012