HIFARANA IZAO (Les Adeline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIFARANA IZAO
Hifarana izao ny fiarahantsika teto
Hifarana rigrlvv indray.
Ka ny veloma hifanaovana dia ho mandram-pihaona
Fa tsy ho mandrakizay
Ny anio no hifarana fa ny finoako ato anaty
Eny faniriako hatrany
Dia ny hihaonantsika rehetra
Rehefa any an-danitra any
Fantantro ny lalàna raha mbola eto an-tany
Fa tery sy mideza
Mety hisy fijaliana, ranomasom-pahoriana
Nefa hoy aho hoe mahereza
Tsy angano akory fa misy tena misy
Ilay Paradisa vaovao
Nefa matokia hatrany e! tano ny finoana
Mahereza ianao
Veloma e!
Aza malahelo foana
Veloma tononkira.serasera.org e!
Tsy ho mandrakizay boud fa mandram-pihaona
Veloma e!
Manana finoana
Fa yizn any an-danitra any isika rehetra izao
Tsy maintsy mbola hihaona.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Les AdelineHits : 5258
Likes : 0 Like
Created by : Felana
Date : 15/12/2004 00:13