Fanambadiana (Les Adeline)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa tanteraka izao fanambadiana izao
Dia noho ny fahasoavan’’i Jeso Kristy
Matoa toa tanteraka izao fifaliana izao
Dia noho ny fitiavany ahy sy Ianao

Matao tanteraka izao fifaliana izao
Dia noho ny fitiavan’i  Jesoa Kristy
Matoa toy izao isika roa izao
De noho ny Fitiavany Ahy tononkira.serasera.org aivkv sy Ianao

Koa andeha hidera any Ray isika
Hiara-hanandratra ny anarany
Ka hidera azy ihany hxfwmp koa hisika
Hiarana ny fisaorana vcla

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Les Adeline
Visites : 6034
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Missie
Date : 04/12/2004 09:44
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0369