Tsy hamela irery (Les Adeline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana no milofika ianao
tomany sy ontsa lava izao
angamba olon’tiana no nandao
mamirifiry iednxosy ny ratra anatinao
tsy zaka ny tononkira.serasera.org fahorianao
maizina ny manodidina anao
zay jerena toa maneso avokoa
ny tontolo mirodana koa
REf:Fantaro fa Andriamanitra
dia manana làlana,sy drafitra tsara
nomaniny ho anao
ka na dia mafy aza ny fitrangan’izany
azo antoka ny njuykj fitondrany
Mitrakà ianao andradrao ny masonao
antsoy Jesosy fa hamaly anao
Antsoy aho hoy izy amin’ny andro fahoriana
Dia hamonjy anao aho hamonjy anao
Hatanjao ny sainao dia matokia
ekeo ny fitondran’ny Tompo anao
Ary ireo fery sy ratram’po
Andriamanitra tsy hamela irery anao
REf:Fantaro fa Andriamanitra
dia manana làlana sy drafitra tsara
nomaniny ho anao.ka na zoarqu dia mafy aza
ny fitrangan’izany
Andriamanitra tsy hamela irery anao.
tomany sy ontsa lava izao
angamba olon’tiana no nandao
mamirifiry iednxosy ny ratra anatinao
tsy zaka ny tononkira.serasera.org fahorianao
maizina ny manodidina anao
zay jerena toa maneso avokoa
ny tontolo mirodana koa
REf:Fantaro fa Andriamanitra
dia manana làlana,sy drafitra tsara
nomaniny ho anao
ka na dia mafy aza ny fitrangan’izany
azo antoka ny njuykj fitondrany
Mitrakà ianao andradrao ny masonao
antsoy Jesosy fa hamaly anao
Antsoy aho hoy izy amin’ny andro fahoriana
Dia hamonjy anao aho hamonjy anao
Hatanjao ny sainao dia matokia
ekeo ny fitondran’ny Tompo anao
Ary ireo fery sy ratram’po
Andriamanitra tsy hamela irery anao
REf:Fantaro fa Andriamanitra
dia manana làlana sy drafitra tsara
nomaniny ho anao.ka na zoarqu dia mafy aza
ny fitrangan’izany
Andriamanitra tsy hamela irery anao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Les AdelineVangy : 19937
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 12/09/2002 16:33
