ALFA SY OMEGA (Les Adeline)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fo tononkira.serasera.org sy ny fanahy, tena rehetra
Tsy misy fetra
N’aiza n’aiza aleha, n’inona atao
Foiko ho Anao, hiderana Anao
Tompo ô !

Izaho manontolo hanandratra Anao
Ry Avo indrindra ô
Iza moa no lehibe mihoatra Anao
Ry Andriamanitry ny andriamanitra

Lohalika rehetra handohalika
Hilefitra Aminao
Ny lela rehetra hihetsika
Hiaiky fa Jeso Ianao no Tomponay

Izao tontolo izao hiara-hiaky fa
Anao ny HERY
Iza moa no lehibe mihoatra Anao
Fa mahery noho ny gfsfmhg mahery Ianao

Izao oyickwvp rehetra izao samy hanandra-peo
Ka hidera
Toy ny ranobe vrwbf ny firaondraonany
Mandrakizay ho Anao
Alfa sy Omega

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Les Adeline
Vangy : 15130
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 05/09/2002 09:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3207