Fiderana makotrokotroka (Les Adeline)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifaliana sy firavoana ny antsika eto anio
Fa zolfwi eto ny Tompo Mpanjaka
Andao ê hihira, hihoby koa handihy e
Fa eto ny Mpamonjy antsika

‘reo ‘zay mitady fahasambarana
miderà an’I tononkira.serasera.org Jehovah ianao, aza menatra
derao amin’ny fonao, aza ketraka
derao amin’ny herinao, aza reraka
Dia fiderana makotrokotroka no iarahana androany e
‘reo olom-boafidin’Andriamanitra no hiredona an’izany e
dera sy laza ary szruoo voninahitra ho an’Andriamanitra
ary mdrqv fiadanana ho an’ny olona ‘zay ankasitrahany

fifaliana…(2 fois)
{interlude}
fifaliana…(2 fois)

‘reo ‘zay mitady….

Fifaliana…(2 fois)
Fa ny Mpamonjy antsika( 4 fois)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Les Adeline
Vangy : 8561
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 16/11/2007 13:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5525