ZAY ELA IZAY (Les Adeline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
‘Zay ela izay aho nandao Anao Jesoa
‘Zay ela izay aho yqwvot tsy nahatsiaro Anao
Fa nanaram-po tamin’izao tontolo izao
Sy ny filibany koa
‘Zay rehetra hita nandramako avokoa
Raha ny adalana dia be no hqlg vitako
‘Zay ela izay aho nandao Anao Jesoa
Tsy nahatsiaro Anao
Ankehitriny aho e! ankehitriny tononkira.serasera.org re!
Dia efa voavelanao avokoa izao ny heloko
Eny sambatra aho yebli e! eny sambatra aho!
Fa efa sakaizanao mandrakizay Jesoa.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Les AdelineVangy : 5313
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Felana
Daty : 15/12/2004 00:05