Fiderana makotrokotroka (Les Adeline)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifaliana sy firavoana ny antsika eto anio
Fa eto ny Tompo Mpanjaka
Andao ê hihira, hihoby koa handihy e
Fa eto ny Mpamonjy antsika

‘reo ‘zay mitady fahasambarana
miderà an’I Jehovah ianao, aza menatra
derao amin’ny nuqe fonao, aza ketraka
derao amin’ny herinao, aza tononkira.serasera.org reraka
Dia fiderana makotrokotroka no iarahana androany e
‘reo olom-boafidin’Andriamanitra no hiredona an’izany e
dera sy laza ary voninahitra ho an’Andriamanitra
ary pxeo rqnon fiadanana ho an’ny olona ‘zay ankasitrahany

fifaliana…(2 fois)
{interlude}
fifaliana…(2 fois)

‘reo ‘zay mitady….

Fifaliana…(2 fois)
Fa ny Mpamonjy antsika( 4 fois)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Les Adeline
Hits : 8431
Likes : 0 Like
Created by : sarobidy
Date : 16/11/2007 13:21
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298