Fiderana makotrokotroka (Les Adeline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Fifaliana sy firavoana ny antsika eto anio
Fa eto ny Tompo Mpanjaka
Andao ê hihira, hihoby koa handihy e
Fa eto ny Mpamonjy antsika
‘reo ‘zay mitady fahasambarana
miderà an’I Jehovah ianao, swon aza menatra
derao amin’ny fonao, wrifg aza ketraka
derao amin’ny herinao, aza reraka
Dia fiderana makotrokotroka no iarahana androany e
‘reo olom-boafidin’Andriamanitra no hiredona an’izany e
dera sy laza ary voninahitra ho an’Andriamanitra
ary fiadanana ho an’ny olona ‘zay ankasitrahany
fifaliana…(2 fois)
{interlude}
fifaliana…(2 fois)
‘reo ‘zay mitady….
Fifaliana…(2 fois)
Fa ny Mpamonjy vpszyf antsika( 4 fois)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Les AdelineVisites : 8560
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sarobidy
Date : 16/11/2007 13:21