FAMONJENA AHY (Les Adeline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
aswihak Nanopy ny masoko teny oxwrae an-tendrombohitra aho.
Avy aiza moa ny famonjena ahy
Ny famonjena ahy dia avy amin’i Jehovah, Tompon’ny maro.
Tsy avy iqavqs amin’ ny fahendreko, tsy avy amin’ny fahalalàko
Tsy avy amin’ny herin’ny saiko, tsy avy aminy.
Hohirahiraiko (3) fa lehibe Jesoa
Ka hohirahiraiko (3) fahalehibeazany
LES ADELINE
tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Les AdelineVangy : 3905
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Lejoba
Daty : 19/11/2008 16:12