FAMONJENA AHY (Les Adeline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanopy qxtidvvj ny masoko qkpyw teny an-tendrombohitra tononkira.serasera.org aho.
Avy aiza leqlt moa ny famonjena ahy
Ny famonjena ahy dia avy amin’i Jehovah, Tompon’ny maro.
Tsy avy amin’ ny fahendreko, tsy avy amin’ny fahalalàko
Tsy avy amin’ny herin’ny saiko, tsy avy aminy.
Hohirahiraiko (3) fa lehibe Jesoa
Ka hohirahiraiko (3) fahalehibeazany
LES ADELINE

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Les AdelineHits : 3846
Likes : 0 Like
Created by : Lejoba
Date : 19/11/2008 16:12