Ampidiro aloha ny tenimiafina
FAMONJENA AHY (Les Adeline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zckkqq Nanopy tononkira.serasera.org ny masoko teny an-tendrombohitra aho.
Avy aiza moa faskov ny famonjena ahy
Ny famonjena ahy dia avy icuvsgnx amin’i Jehovah, Tompon’ny maro.
Tsy avy amin’ ny fahendreko, tsy avy amin’ny fahalalàko
Tsy avy amin’ny herin’ny saiko, tsy avy aminy.
Hohirahiraiko (3) fa lehibe Jesoa
Ka hohirahiraiko (3) fahalehibeazany
LES ADELINE

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Les AdelineVangy : 3904
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Lejoba
Daty : 19/11/2008 16:12