TOMPO TSARA (Ktzat)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray Tsara indrindra ô
Endrey ny halehiben'ny asanao
'Zay namorona ny tany sy ny lanitra tononkira.serasera.org ary koa
Misy ny gnuncle andro sy ny alina nataonao
Dia nwuaj mitory avokoa ny fahendrenao
Fiv :
Ka midera Anao oxte ry Ray
FA lehibe ny fitiavanao
Raiso re ny fiainako
Fa Ianao no mahafantatra
Ny làlako
Ka ny sitrakao ry RAy
Dia ekeko fa hahasoa
Fa Ianao ilay niahy sy nitantana ahy
Tamin'ireo sarotra 'zay nodiaviko tety
Ka nampahery sy nampitràka hatrany
Nony tojo adin-tsaina, fitsapana
A/C : Jhonny R.
Endrey ny halehiben'ny asanao
'Zay namorona ny tany sy ny lanitra tononkira.serasera.org ary koa
Misy ny gnuncle andro sy ny alina nataonao
Dia nwuaj mitory avokoa ny fahendrenao
Fiv :
Ka midera Anao oxte ry Ray
FA lehibe ny fitiavanao
Raiso re ny fiainako
Fa Ianao no mahafantatra
Ny làlako
Ka ny sitrakao ry RAy
Dia ekeko fa hahasoa
Fa Ianao ilay niahy sy nitantana ahy
Tamin'ireo sarotra 'zay nodiaviko tety
Ka nampahery sy nampitràka hatrany
Nony tojo adin-tsaina, fitsapana
A/C : Jhonny R.
--------
Rohy:
