Zazakely izahay! (Ktzat)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zazakely izahay ry Jeso be fitia
Votsa vava tsy mahay miantso ny anaranao
Kanefa re, tononkira.serasera.org Jesosy facnra yzdlkpb yoki ô!
Ampianaro izahay
Anolotra ny tenanay ho Anao
Jeso ô!
Be ny fahavalonay ry Jeso be fitia
Ka mangataka Aminao
Hitsinjo hatrany
Kanefa re.....

--------
Rohy: