TOMPO O MIANDRANDRA ANAO IZAHAY (Ktzat)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô miandrandra Anao zahay
Tompo ô miantso ny anaranao!!
Miangavy , mrfh mitalaho
Henoy ny vavakay tononkira.serasera.org mba tsy hitanondrika ny mpanomponao
Fa kbxcku na dia mafy aza ireo
Adim-panahy mahazo anay
Ka mila ho kivy sy iuwemf hamoy fo
Dia hijoro(2) izahay ry Ray
Miandrandra Anao hazony izahay.
Tompo ô miantso ny anaranao!!
Miangavy , mrfh mitalaho
Henoy ny vavakay tononkira.serasera.org mba tsy hitanondrika ny mpanomponao
Fa kbxcku na dia mafy aza ireo
Adim-panahy mahazo anay
Ka mila ho kivy sy iuwemf hamoy fo
Dia hijoro(2) izahay ry Ray
Miandrandra Anao hazony izahay.
--------
Rohy:
