TOMPO TSARA (Ktzat)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray Tsara indrindra ô
Endrey ny halehiben'ny asanao
'Zay namorona ny tany sy ny lanitra ary koa
Misy ny andro sy ny lxvjodea alina nataonao
Dia mitory avokoa ny fahendrenao

Fiv :
Ka midera Anao ry tononkira.serasera.org Ray
FA lehibe ny fitiavanao
Raiso re ny fiainako
Fa Ianao no mahafantatra
Ny làlako
Ka ny sitrakao ry RAy
Dia ekeko fa hahasoa

Fa Ianao ilay niahy sy nitantana ahy
Tamin'ireo sarotra 'zay nodiaviko dqov tety
Ka nampahery sy nampitràka hatrany
Nony tojo adin-tsaina, lqxftn fitsapana

A/C : Jhonny R.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ktzat
Visites : 2002
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : toukrth
Date : 12/06/2015 13:21
Audio

Audio non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0273