You are here: home > Tononkira > Ktzat

IANAO NO HERY (Ktzat)

Ianao no hery fialofako
Toky sy fanatenana ho ahy
Jesosy tia, fahasoavana
tena fanamperako, tena fanaperako

fahafenoana, tsiky sy haravoana
izany no hoentina isan’andro omenao ahy
fifaliana, harena tsy vidiana
lova tsara vaovao azoko antoka izao

Ianao no hery fialofako
Toky sy fanatenana ho ahTsiky dia ampyy
Jesosy tia, fahasoavana
tena fanamperako, tena fanaperako

Nomenao ahy izay nilain’ny fanahy
hahazoako hery hanompoana Anao
iriako Ianao hitoetra tsy handao
ka ny androko rehetra omeko Anao tsy misy fetra


Ianao no hery fialofako
Toky sy fanatenana ho ahy
Jesosy tia, fahasoavana
tena fanamperako, tena fanamperako

Mpihira : Ktzat
Mpamaky : 2083
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 03/12/2007 12:30:52
ID : 4906

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo