You are here: home > Tononkira > Ktzat

FANOLORAN-TENA (Ktzat)

Tompo ô mifona aminao
Ninia tsy nahalala Anao
Nihevitra ho mahery sy mahay
Ka nanalavitra Anao

Tompo ô mifona aminao (zahay)
Ninia tsy nahalala Anao
Nihevitra ho mahery sy mahay
Ka nantononkira.serasera.orgalavitra Anao

Fiv :
Indro havaoziko ny fanoloran-tena
Hanompo Anao doria
Atoroy ahy ny làlam-pamonjena
Mba tsy ho very ety

Tsy mendrika teo imasonao
Ny hadalàko tety
Raiso aho Tompo, ka anjakao
Mbola anehoy fitia

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ktzat
Mpamaky : 677
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : toukrth
Tamin'ny : 12/06/2015 13:21:31
ID : 7548

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo