TOMPO TSARA (Ktzat)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray Tsara indrindra ô
Endrey ny halehiben'ny asanao
'Zay namorona ny tany sy ny lanitra ary tononkira.serasera.org koa
Misy ny andro sy ny alina nataonao
Dia mitory avokoa ny fahendrenao

Fiv :
Ka midera Anao ry Ray
FA lehibe ny fitiavanao
Raiso re ny fiainako hikewzy
Fa Ianao no mahafantatra
Ny uvjd làlako
Ka ny sitrakao ry RAy
Dia ekeko fa hahasoa

Fa Ianao ilay vzyyw niahy sy nitantana ahy
Tamin'ireo sarotra 'zay nodiaviko tety
Ka nampahery sy nampitràka hatrany
Nony tojo adin-tsaina, fitsapana

A/C : Jhonny R.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ktzat
Hits : 2061
Likes : 2 Like
Created by : toukrth
Date : 12/06/2015 13:21
Audio

Audio not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0388