Ampidiro aloha ny tenimiafina
Vavaka (Ktlm Antsirabe Antampontanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatrao Tompo ôh! ny fiainana ety
Feno fitaka sy tebiteby avokoa
Latsaka ao anatin’izany satria
Manalavitra Anao tokoa
Ref:
Mba sasao ny fonay ka diovy tokoa
Ka mifona idray izahay fa tsy mety
Mankato(To)lory ny fahendrena Tanteraka ny mfambrze fiainanay
Ka mitoera Ianao ao anatin’ny fo
Mba ho mendrika Anao
Izahay sy ireo namanay
Mba vonjeo izahay ry Tompo Tsitoha
Indro atolotro Anao ny fonay hatrizay
Ny satana no indro manjaka tokoa
Fa tononkira.serasera.org Ianao Tompo o! pleybqur Tsy handao
Ref:×2 ibhu
Feno fitaka sy tebiteby avokoa
Latsaka ao anatin’izany satria
Manalavitra Anao tokoa
Ref:
Mba sasao ny fonay ka diovy tokoa
Ka mifona idray izahay fa tsy mety
Mankato(To)lory ny fahendrena Tanteraka ny mfambrze fiainanay
Ka mitoera Ianao ao anatin’ny fo
Mba ho mendrika Anao
Izahay sy ireo namanay
Mba vonjeo izahay ry Tompo Tsitoha
Indro atolotro Anao ny fonay hatrizay
Ny satana no indro manjaka tokoa
Fa tononkira.serasera.org Ianao Tompo o! pleybqur Tsy handao
Ref:×2 ibhu
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Antsirabe AntampontananaVangy : 502
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Hoby3
Daty : 22/07/2025 13:20
