Vavaka (Ktlm Antsirabe Antampontanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatrao Tompo ôh! ny fiainana ety
Feno fitaka sy bnzxfpvl tebiteby avokoa
Latsaka ao anatin’izany satria
Manalavitra Anao tokoa
Ref:
Mba sasao ny fonay ka diovy tokoa
Ka mifona idray izahay fa tsy mety
Mankato(To)lory ny fahendrena Tanteraka vevich ny fiainanay
Ka mitoera Ianao ao anatin’ny fo
Mba ho mendrika Anao
Izahay sy ireo namanay
Mba vonjeo izahay tononkira.serasera.org ry Tompo Tsitoha
Indro atolotro Anao ny fonay xseyc hatrizay
Ny satana no indro manjaka tokoa
Fa Ianao Tompo o! Tsy handao
Ref:×2
Feno fitaka sy bnzxfpvl tebiteby avokoa
Latsaka ao anatin’izany satria
Manalavitra Anao tokoa
Ref:
Mba sasao ny fonay ka diovy tokoa
Ka mifona idray izahay fa tsy mety
Mankato(To)lory ny fahendrena Tanteraka vevich ny fiainanay
Ka mitoera Ianao ao anatin’ny fo
Mba ho mendrika Anao
Izahay sy ireo namanay
Mba vonjeo izahay tononkira.serasera.org ry Tompo Tsitoha
Indro atolotro Anao ny fonay xseyc hatrizay
Ny satana no indro manjaka tokoa
Fa Ianao Tompo o! Tsy handao
Ref:×2
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ktlm Antsirabe AntampontananaHits : 435
Likes : 1 Like
Created by : Hoby3
Date : 22/07/2025 13:20
