Tsy mahafoy (Ktlm Antsirabe Antampontanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Mivavaka ianao, mangataka ianao
Mba ho tononkira.serasera.org foana ny tomany
Nefa indrisy hatramin'izao
Mbola ahln ny eo ihany no eo
Dia iny ianao, chsm fa halaim-panahy
Manome tsiny ny Ray
Fa tsy mamaly vavaka izy
Sady koa tsy mba mihaino ahy
Ref:
Jesosy aloha tsy mahafoy anao
Fa misy toetra ratsy tiany ho hafoinao
Fa fitiavana Izy be fitia
Tsy mahafoy ny olona ety
F'isika ety no be siasia
Hatramin'izao dia mbola mania
Fa fitiavana Izy tsy mahafoy
Mbola miandry ny fiovanao
2.Dia kivy, mila hitomany
Tsy mivaha ireo olanao
Ny helotsika indraindray
No tsy hamaliny ny vavakao
Tsy mahafoy anao ny Tomponao
Mila hafoy ireo ratsy atao
Amin'izay mihaino anao Izy
Ho tsapanao ny fitiavany
Ref:.... ×2
Tsy mahafoy ny Jesosinao
Mila mamoy ny ratsy plfea ianao ×2
Mba ho tononkira.serasera.org foana ny tomany
Nefa indrisy hatramin'izao
Mbola ahln ny eo ihany no eo
Dia iny ianao, chsm fa halaim-panahy
Manome tsiny ny Ray
Fa tsy mamaly vavaka izy
Sady koa tsy mba mihaino ahy
Ref:
Jesosy aloha tsy mahafoy anao
Fa misy toetra ratsy tiany ho hafoinao
Fa fitiavana Izy be fitia
Tsy mahafoy ny olona ety
F'isika ety no be siasia
Hatramin'izao dia mbola mania
Fa fitiavana Izy tsy mahafoy
Mbola miandry ny fiovanao
2.Dia kivy, mila hitomany
Tsy mivaha ireo olanao
Ny helotsika indraindray
No tsy hamaliny ny vavakao
Tsy mahafoy anao ny Tomponao
Mila hafoy ireo ratsy atao
Amin'izay mihaino anao Izy
Ho tsapanao ny fitiavany
Ref:.... ×2
Tsy mahafoy ny Jesosinao
Mila mamoy ny ratsy plfea ianao ×2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Antsirabe AntampontananaVangy : 297
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hoby3
Daty : 12/06/2026 12:44
