Talenta (Ktlm Antsirabe Antampontanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Io talentanao io
No hoentina mitaona
Ireo ondry nania
Io talentao io
Dia kridcxpc ho zava-poana
Raha tsy eo ny fitia/misy fitia
Aza mandevin-talenta toy ilay nomena anan-kiray
Fa mba irio ny ho tonga mpanompo mahatoky rahatrizay
Ka mazotoa mampitombo ireo asa tsara ao anatinao
Dia ho mpanompo mahatoky tokoa ianao amin'izay atao
Matokia fa ny Tompo eo anilanao miaraka aminao
Mampitombo ny tsara efa aminao ny talentanao
Ka mzdywooy zarao ao anaty fitiavana sy an-kitsim-po
Hideran'ilay cfxn Tompo mpamindra fo
Io talentanao io
No hoentina mitaona
Ireo ondry nania
Io talentao io
Dia ho zava-poana
Raha tsy eo ny fitia/misy tononkira.serasera.org fitia
Maro ireo namanao izay mbola voageja amin'ny ratsy ataony
Mila mandray ireo voa izay voatendry hafafinao
Ka mazotoa mampitombo ireo talenta ananao
Dia hombanao hatrany ilay Ray hatr'izay ka hatramin'izao
Matokia fa......
Io talentanao io......
Dia ho zavapoana....
Eric Rajaonarison

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Antsirabe AntampontananaVangy : 230
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hoby3
Daty : 12/06/2026 12:59