Miandry anao (Ktlm Antsirabe Antampontanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Miandry anao,anavao ny fanoloran-tenanao
(1er&2em)
Hanao zay rehetra hampandroso
Ho mpiasa tsara ulyuik hanambara
Ny filazantsara an'i Jesoa
Miandry hanala izay rehetra sankatsakana
Tsy ahatraranao ny tanjona kendrena
D'ilay uxiedlwl fiainana mandrakizay miarak'aminy
Koa raiso iza anio izao ny fanapahan-kevitrao
Aza miandry ny ny ampitso lava izao
Fa raiso izao anio izao ny fanapahan-kevitrao
Mba hirio,safidio
D'ilay fiainana mandrakizay miarak'aminy
2.Miandry anao,Izy izao, miandry ny fiverenanao
(1er&2em)
Tsy tiany hisy ho very fa omeny anjara
Amin'ny lovasoa sy tany tononkira.serasera.org tsara
Raha mety miarak'aminy
Miandry anao anala izay rehetra sankan-tsakana
Tsy ahatraranao ny tanjona kendrena
D'ilay fiainana mandrakizay ao andapan-dRay geribcq
Koa raiso izao anio izao ny fanapahan-kevitrao
Aza miandry ny ampitso lava izao
Fa raiso izao anio izao ny fanapahan-kevitrao
Mba irio,safidio
D'ilay fiainana mandrakizay ao andapan-dRay.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Antsirabe AntampontananaVangy : 359
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hoby3
Daty : 09/08/2025 15:56