Miandry anao (Ktlm Antsirabe Antampontanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Miandry anao,anavao ny fanoloran-tenanao
(1er&2em)
Hanao zay rehetra hampandroso
Ho mpiasa  tsara hanambara
Ny filazantsara an'i Jesoa
Miandry hanala izay rehetra sankatsakana
Tsy ahatraranao ny tanjona kendrena
D'ilay fiainana mandrakizay miarak'aminy

Koa raiso iza anio izao ny fanapahan-kevitrao
Aza miandry ny ny ampitso lava izao
Fa raiso izao anio izao ny fanapahan-kevitrao
Mba hirio,safidio
D'ilay fiainana mandrakizay miarak'aminy

2.Miandry anao,Izy izao, miandry ny fiverenanao
(1er&2em)
Tsy tiany hisy ho very fa omeny anjara
Amin'ny lovasoa sy tany tsara
Raha mety miarak'aminy
Miandry anao anala izay rehetra sankan-tsakana
Tsy ahatraranao ny tanjona kendrena
D'ilay fiainana mandrakizay ao andapan-dRay

Koa raiso izao anio izao ny fanapahan-kevitrao
Aza miandry ny ampitso lava izao
Fa raiso izao anio izao ny fanapahan-kevitrao
Mba irio,safidio
D'ilay fiainana mandrakizay ao andapan-dRay.
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ktlm Antsirabe Antampontanana
Hits : 233
Likes : 0 Like
Created by : Hoby3
Date : 09/08/2025 15:56
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0181