Hanasitrana (Ktlm Antsirabe Antampontanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny olona
Izay nantsoina tamin’ny anarany
No hoavy ka tononkira.serasera.org hanetry tena sy hibebaka
Dia hiala amin’ny ratsy
'Zay fanao ety tsy mahasoa
Hanasitrana ny taniny
Jehovah Masina
Raha ny olona izay vonona hibebaka
No hoavy ka hiankohok’ eo Anatrehany
Ny Tompo tsy mandà Fa raisiny am-pitiavana
Asehony fa zanany tokoa
Raha ny olona
Izay nantsoina tamin’ny anarany
No hoavy ka hanetry tena sy hibebaka
Dia hiala amin’ny ratsy
'Zay fanao ety tsy mahasoa
Hanasitrana ny taniny
Jehovah Masina
Ka vonona ny hiova ary ve ianao
Hanadino fahazaran-dratsy zay mamatotra
Mbola misy ny fotoana faingàna ianao, miovà malaky
Dieny tsy tratry ny masoandro milentika
Ny tananay tsy fohy fa mahavonjy
Ny sofiny tsy lalondalovana
Fa jtsqx miandry anao hibebaka
Miandry anao hiova fo
Satria tiany iano, satria efuyco tiany iano, satria tiany iano
Raha ny olona
Izay nantsoina tamin’ny anarany
No hoavy ka hanetry tena sy hibebaka
Dia hiala amin’ny ratsy
'Zay fanao ety tsy gwihm mahasoa
Hanasitrana ny taniny
Jehovah Masina
Izay nantsoina tamin’ny anarany
No hoavy ka tononkira.serasera.org hanetry tena sy hibebaka
Dia hiala amin’ny ratsy
'Zay fanao ety tsy mahasoa
Hanasitrana ny taniny
Jehovah Masina
Raha ny olona izay vonona hibebaka
No hoavy ka hiankohok’ eo Anatrehany
Ny Tompo tsy mandà Fa raisiny am-pitiavana
Asehony fa zanany tokoa
Raha ny olona
Izay nantsoina tamin’ny anarany
No hoavy ka hanetry tena sy hibebaka
Dia hiala amin’ny ratsy
'Zay fanao ety tsy mahasoa
Hanasitrana ny taniny
Jehovah Masina
Ka vonona ny hiova ary ve ianao
Hanadino fahazaran-dratsy zay mamatotra
Mbola misy ny fotoana faingàna ianao, miovà malaky
Dieny tsy tratry ny masoandro milentika
Ny tananay tsy fohy fa mahavonjy
Ny sofiny tsy lalondalovana
Fa jtsqx miandry anao hibebaka
Miandry anao hiova fo
Satria tiany iano, satria efuyco tiany iano, satria tiany iano
Raha ny olona
Izay nantsoina tamin’ny anarany
No hoavy ka hanetry tena sy hibebaka
Dia hiala amin’ny ratsy
'Zay fanao ety tsy gwihm mahasoa
Hanasitrana ny taniny
Jehovah Masina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Antsirabe AntampontananaVangy : 382
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hoby3
Daty : 09/08/2025 15:28
