'Zay manompo Azy (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any aoriana any hoy ny tenin'ny Tompo
Ny olona ho tia fo maloto
Ka ny tononkira.serasera.org olona hanjary ho tia tena
Tia vddy vola te hangoron-karena
He, manjaka ny habibiana
Tsy hay angamba nohon'ny tsy fisiana
Ka manjary mandefitra ny tiana
Vola aloha fitiavana any aoriana
Fitiavam-bola fitiavan-karena
No mgta manimba an'ity firenena
Fitiavam-bola fitiavan-karena oo
Fitiavam-bola fitiavan-karena
No mamotika jxcmusqu an'ity firenena
Fitiavam-bola fitiavan-karena oo
Refrain:
F'izay manompo Azy oo
Tsy mba toy izany
Fa izay manompo Azy oo
Tsy mba toy ireny
Fa izay manompo Azy oo
Tsy mba tia vola
Fa izay manompo Azy oo
Manampy ny hafa
Ny olona ho tia fo maloto
Ka ny tononkira.serasera.org olona hanjary ho tia tena
Tia vddy vola te hangoron-karena
He, manjaka ny habibiana
Tsy hay angamba nohon'ny tsy fisiana
Ka manjary mandefitra ny tiana
Vola aloha fitiavana any aoriana
Fitiavam-bola fitiavan-karena
No mgta manimba an'ity firenena
Fitiavam-bola fitiavan-karena oo
Fitiavam-bola fitiavan-karena
No mamotika jxcmusqu an'ity firenena
Fitiavam-bola fitiavan-karena oo
Refrain:
F'izay manompo Azy oo
Tsy mba toy izany
Fa izay manompo Azy oo
Tsy mba toy ireny
Fa izay manompo Azy oo
Tsy mba tia vola
Fa izay manompo Azy oo
Manampy ny hafa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaHits : 243
Likes : 0 Like
Created by : Alisoanarianja
Date : 15/06/2025 15:10
