RY FANAHY MASINA MAHERY (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry nvxamcnh fanahy masina mahery
Mpanazava iraky ny Ray tsitoha
Hamasinonao hampaherezo
Ny fanahiko hazavao
Ref:
Omeo ahy anio
Fo madio tokoa
Hanaraka ny sitraponao
Ny fahasoavanao no harotsay
Tompo Andriamanitro
Arovy aho amin'
Ny fakam-panahy
Mitarika
Manintona dawkm ahy
Mila ho resy aho mila ho lavo
Tano aho bhbzw hanoa Anao tononkira.serasera.org
Mpanazava iraky ny Ray tsitoha
Hamasinonao hampaherezo
Ny fanahiko hazavao
Ref:
Omeo ahy anio
Fo madio tokoa
Hanaraka ny sitraponao
Ny fahasoavanao no harotsay
Tompo Andriamanitro
Arovy aho amin'
Ny fakam-panahy
Mitarika
Manintona dawkm ahy
Mila ho resy aho mila ho lavo
Tano aho bhbzw hanoa Anao tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 1037
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mialimalalanomenarazafindrazak
Daty : 31/05/2022 15:14
