RY FANAHY MASINA MAHERY (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry fanahy masina mahery
Mpanazava iraky ny Ray tsitoha
Hamasinonao hampaherezo
Ny fanahiko hazavao

Ref:
Omeo ahy anio
Fo madio tokoa
Hanaraka ny sitraponao
Ny fahasoavanao no harotsay
Tompo Andriamanitro

Arovy aho amin'
Ny fakam-panahy
Mitarika
Manintona ahy
Mila ho resy aho mila ho lavo
Tano aho hanoa Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0239