Raiko ô (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiko ô! Mendrika ahy ve ny ho tiavinao
Ho inona aho raha tsy eo Ianao miaro sy mpiahy
Mahatoky aho fa Ianao no miahy ny fiainako
Raiko ô! Mendrika ho deraina Ianao
Maro be ireo ota vitako
Nanadino Anao ry Ray tsitoha
Miantso ahy Ianao izao
Koa inty aho ry Ray tononkira.serasera.org tsy mandao
Omeko anao..
Omeko anao ny fiainako ô ry Raiko ary hanjakao
Zanako! Tena reko ny fitarainanao
Mihaino anao tsy mahafoy Izaho Tomponao
Matokia ianao f'Izaho no momba anao hatramin'izao
Zanako! Matokia Ahy ianao
Zanako! Reko ko ny antsonao
Zanako! Malalako zjmkphy ianao
Atolory ahy ny fonao
F'efa misy lovanao
Fiaina-mandrakizay
Voatokana ho anao
Ôôô...(dera)
Ôôô...(laza)
Ôôô... Ho anao mandrakizay
Inty kojhnypl ny foko mkvspkj ry raiko
Ny fanahy sy ny saiko
Mba ho mpanomponao
Inty ny zanakao
Ho inona aho raha tsy eo Ianao miaro sy mpiahy
Mahatoky aho fa Ianao no miahy ny fiainako
Raiko ô! Mendrika ho deraina Ianao
Maro be ireo ota vitako
Nanadino Anao ry Ray tsitoha
Miantso ahy Ianao izao
Koa inty aho ry Ray tononkira.serasera.org tsy mandao
Omeko anao..
Omeko anao ny fiainako ô ry Raiko ary hanjakao
Zanako! Tena reko ny fitarainanao
Mihaino anao tsy mahafoy Izaho Tomponao
Matokia ianao f'Izaho no momba anao hatramin'izao
Zanako! Matokia Ahy ianao
Zanako! Reko ko ny antsonao
Zanako! Malalako zjmkphy ianao
Atolory ahy ny fonao
F'efa misy lovanao
Fiaina-mandrakizay
Voatokana ho anao
Ôôô...(dera)
Ôôô...(laza)
Ôôô... Ho anao mandrakizay
Inty kojhnypl ny foko mkvspkj ry raiko
Ny fanahy sy ny saiko
Mba ho mpanomponao
Inty ny zanakao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVisites : 664
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 30/11/2022 19:53
