Kristy Jesosy no antony ahavelomako (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Velona mandrakizay
Ny Tompo Jesosiko
Na dia maty sy nijaly
Noho ny otako
Feno fisandratana
Manome fiadanana
Feno famindram-po sy fitiavana
Refrain:
Kristy no fiainako
Antony ahavelomako
Manda nokxh fiarovako sy heriko
Jesosy tsy mba mandao
Fa miaraka amiko
Ny hanao ny asany no mamiko
Izay rehetra mino Azy
Manana fiainana
Famelàna heloka no hiainana
Ka ny rà-Ny latsaka
Mba ho fanadiovana
Izany indrindra re no fahasoavana
Refrain :
Kristy no fiainako......
Ny Fanahy Masina
Midina mameno fo
No mirari-dalana
Mampahery koa
Miaro sy mitazona
Ho gvck tamana eo tononkira.serasera.org Aminy
Ary grjrzq koa mitaiza ny fiangonany
Refrain:
(Kristy no fiainako...)×2
Ny Tompo Jesosiko
Na dia maty sy nijaly
Noho ny otako
Feno fisandratana
Manome fiadanana
Feno famindram-po sy fitiavana
Refrain:
Kristy no fiainako
Antony ahavelomako
Manda nokxh fiarovako sy heriko
Jesosy tsy mba mandao
Fa miaraka amiko
Ny hanao ny asany no mamiko
Izay rehetra mino Azy
Manana fiainana
Famelàna heloka no hiainana
Ka ny rà-Ny latsaka
Mba ho fanadiovana
Izany indrindra re no fahasoavana
Refrain :
Kristy no fiainako......
Ny Fanahy Masina
Midina mameno fo
No mirari-dalana
Mampahery koa
Miaro sy mitazona
Ho gvck tamana eo tononkira.serasera.org Aminy
Ary grjrzq koa mitaiza ny fiangonany
Refrain:
(Kristy no fiainako...)×2
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaHits : 1102
Likes : 1 Like
Created by : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 25/08/2022 14:57
