Kristy Jesosy no antony ahavelomako (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Velona mandrakizay
Ny Tompo Jesosiko
Na dia maty tononkira.serasera.org sy nijaly
Noho ny otako
Feno fisandratana
Manome fiadanana
Feno famindram-po sy fitiavana

Refrain:
Kristy no fiainako
Antony ahavelomako
Manda fiarovako sy heriko
Jesosy tsy mba kwkvz mandao
Fa miaraka amiko
Ny hanao ny asany no mamiko

Izay rehetra mino rzyz Azy
Manana yspoe fiainana
Famelàna heloka no hiainana
Ka ny rà-Ny latsaka
Mba ho fanadiovana
Izany indrindra re no fahasoavana

Refrain :
Kristy no fiainako......

Ny Fanahy Masina
Midina mameno fo
No mirari-dalana
Mampahery koa
Miaro sy mitazona
Ho tamana eo Aminy
Ary koa mitaiza ny fiangonany

Refrain:
(Kristy no fiainako...)×2

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031