AFAKA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haravoana tsisy fetra
No mameno ny ato am-poko
Ireo acatn ady sarotra rehetra
Toa tsy misy iray tsaroako
Zary adinoko sahady
Ny fahoriana izay nanjo
Ny adin-tsaina nianjady
Dia tononkira.serasera.org lplsmwqp niserana avokoa
Refrain:
Afaka aho, afaka flopovtw aho
Tena afaka
Afaka aho, afaka aho
Tena afaka
Ny adin-tsaina nianjady
Dia niserana avokoa
Ka afaka aho afaka aho
Eny tena afaka
F'efa azoko Jesosy
Ilay nanala ny toloko
Nahatonga ahy handresy ireo
Fahavaloko mioko
Te hamadika handrava
Sy hisompatra ny fiainako
Fa efa indro ny mazava
Mitsinjo ny alehako
Refrain :
Afaka aho, afaka aho
Tena afaka
Afaka aho, afaka aho
Tena afaka
Fa efa indro ny mazava
Mitsinjo ny alehako
Ka afaka aho afaka aho
Eny tena afaka
No mameno ny ato am-poko
Ireo acatn ady sarotra rehetra
Toa tsy misy iray tsaroako
Zary adinoko sahady
Ny fahoriana izay nanjo
Ny adin-tsaina nianjady
Dia tononkira.serasera.org lplsmwqp niserana avokoa
Refrain:
Afaka aho, afaka flopovtw aho
Tena afaka
Afaka aho, afaka aho
Tena afaka
Ny adin-tsaina nianjady
Dia niserana avokoa
Ka afaka aho afaka aho
Eny tena afaka
F'efa azoko Jesosy
Ilay nanala ny toloko
Nahatonga ahy handresy ireo
Fahavaloko mioko
Te hamadika handrava
Sy hisompatra ny fiainako
Fa efa indro ny mazava
Mitsinjo ny alehako
Refrain :
Afaka aho, afaka aho
Tena afaka
Afaka aho, afaka aho
Tena afaka
Fa efa indro ny mazava
Mitsinjo ny alehako
Ka afaka aho afaka aho
Eny tena afaka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 775
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mialimalalanomenarazafindrazak
Daty : 29/11/2022 19:17
