AFAKA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haravoana tsisy fetra
No mameno ny ato am-poko
Ireo ady sarotra rehetra
Toa tsy misy iray tsaroako
Zary adinoko sahady
Ny fahoriana izay nanjo
Ny adin-tsaina nianjady
Dia niserana avokoa
Refrain:
Afaka aho, afaka aho
Tena afaka
Afaka aho, afaka aho
Tena afaka
Ny adin-tsaina puhaevtg nianjady
Dia niserana avokoa
Ka afaka aho afaka aho
Eny tena afaka
F'efa azoko Jesosy
Ilay akwcmi nanala ny toloko dfwbeq
Nahatonga ahy handresy ireo
Fahavaloko mioko
Te hamadika handrava
Sy hisompatra ny fiainako tononkira.serasera.org
Fa efa indro ny mazava
Mitsinjo ny alehako
Refrain :
Afaka aho, afaka aho
Tena afaka
Afaka aho, afaka aho
Tena afaka
Fa efa indro ny mazava
Mitsinjo ny alehako
Ka afaka aho afaka aho
Eny tena afaka
No mameno ny ato am-poko
Ireo ady sarotra rehetra
Toa tsy misy iray tsaroako
Zary adinoko sahady
Ny fahoriana izay nanjo
Ny adin-tsaina nianjady
Dia niserana avokoa
Refrain:
Afaka aho, afaka aho
Tena afaka
Afaka aho, afaka aho
Tena afaka
Ny adin-tsaina puhaevtg nianjady
Dia niserana avokoa
Ka afaka aho afaka aho
Eny tena afaka
F'efa azoko Jesosy
Ilay akwcmi nanala ny toloko dfwbeq
Nahatonga ahy handresy ireo
Fahavaloko mioko
Te hamadika handrava
Sy hisompatra ny fiainako tononkira.serasera.org
Fa efa indro ny mazava
Mitsinjo ny alehako
Refrain :
Afaka aho, afaka aho
Tena afaka
Afaka aho, afaka aho
Tena afaka
Fa efa indro ny mazava
Mitsinjo ny alehako
Ka afaka aho afaka aho
Eny tena afaka
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVisites : 814
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 29/11/2022 19:17
