Misaora Azy (KT AMBATOVINAKY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravoravo ny fo tafahaona indray
Tafahaona ato an-tranon'ny Ray
Na dia mafy aza izany onjam-piainana ety
Tonga isika hanompo an'i Jesoa Kristy
Maro fakam-panahy 'zao fiainana izao
Ao satana ta-hamitaka anao
Aok'isika hatoky an'Andriamanitra Ray
'Zay nitantana antsika hihaona indray
Misaora Ilay Mpamonjy tia
F'Izy tononkira.serasera.org no nampahery sy niaro ny dia
Antsoy bywbaped Izy ka umtu matokia
Fa hataony mpandresy ianao dieny ety
Mihirà fiderana
Omeo Azy ny haja sy ny voninahitra
Haleloia! Hosana!
Ho Anao 'Lay fahazavana
Raiso re ny voninahitra mandrakizay
Mandrakizay, Mandrakizay,
Mandrakizay, qvlrvk Mandrakizay
Tafahaona ato an-tranon'ny Ray
Na dia mafy aza izany onjam-piainana ety
Tonga isika hanompo an'i Jesoa Kristy
Maro fakam-panahy 'zao fiainana izao
Ao satana ta-hamitaka anao
Aok'isika hatoky an'Andriamanitra Ray
'Zay nitantana antsika hihaona indray
Misaora Ilay Mpamonjy tia
F'Izy tononkira.serasera.org no nampahery sy niaro ny dia
Antsoy bywbaped Izy ka umtu matokia
Fa hataony mpandresy ianao dieny ety
Mihirà fiderana
Omeo Azy ny haja sy ny voninahitra
Haleloia! Hosana!
Ho Anao 'Lay fahazavana
Raiso re ny voninahitra mandrakizay
Mandrakizay, Mandrakizay,
Mandrakizay, qvlrvk Mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KT AMBATOVINAKYVangy : 2511
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : aronavalona
Daty : 20/01/2017 08:56
