Misaora Azy (KT AMBATOVINAKY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravoravo ny fo tafahaona indray
Tafahaona ato an-tranon'ny Ray
Na dia mafy aza izany onjam-piainana ety
Tonga isika hanompo an'i Jesoa Kristy
Maro fakam-panahy ergn 'zao fiainana izao
Ao satana ta-hamitaka anao
Aok'isika hatoky an'Andriamanitra Ray
'Zay nitantana antsika hihaona indray
Misaora rpldqv Ilay Mpamonjy tia
F'Izy no nampahery sy niaro ny dia
Antsoy Izy ka matokia
Fa tononkira.serasera.org hataony bmlsecpx mpandresy ianao dieny ety
Mihirà fiderana
Omeo Azy ny haja sy ny voninahitra
Haleloia! Hosana!
Ho Anao 'Lay fahazavana
Raiso re ny voninahitra mandrakizay
Mandrakizay, Mandrakizay,
Mandrakizay, Mandrakizay
Tafahaona ato an-tranon'ny Ray
Na dia mafy aza izany onjam-piainana ety
Tonga isika hanompo an'i Jesoa Kristy
Maro fakam-panahy ergn 'zao fiainana izao
Ao satana ta-hamitaka anao
Aok'isika hatoky an'Andriamanitra Ray
'Zay nitantana antsika hihaona indray
Misaora rpldqv Ilay Mpamonjy tia
F'Izy no nampahery sy niaro ny dia
Antsoy Izy ka matokia
Fa tononkira.serasera.org hataony bmlsecpx mpandresy ianao dieny ety
Mihirà fiderana
Omeo Azy ny haja sy ny voninahitra
Haleloia! Hosana!
Ho Anao 'Lay fahazavana
Raiso re ny voninahitra mandrakizay
Mandrakizay, Mandrakizay,
Mandrakizay, Mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KT AMBATOVINAKYHits : 2509
Likes : 2 Like
Created by : aronavalona
Date : 20/01/2017 08:56
