Mahereza (KT AMBATOVINAKY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ndraindray ny fiainantsika e e e Dia mandalo ady sarotra
Tena mafy ny manjo
Jesosy anefa no miteny hoe
Mihoatra noho ny mpandresy ianao
Amin’ny alalany
Jesosy eo foana e !
Jesosy tsy mandao anao e e e
Raha Izy no antsoiny e !
Milamina ianao
Ref :
MAHEREZA ianao
Mitrakà Ianao hoy ny Tompo
Fa Izy momba anao
MAHEREZA Ianao
Fa ny Tompo tsy mahafoy anao
2. Ny asa fanompoana e e e
Indraindray misy olana
Fisedrana mahamay
Kanefa matokia ianao e e e
Fa Jeso tsy hampitondra anao
Izay tsy zakanao
Jesosy eo foana e !
Jesosy tsy mandao anao e e e
Raha Izy no antsoiny e !
Milamina ianao
Ref :
MAHEREZA ianao
Mitrakà Ianao hoy ny Tompo
Fa Izy momba anao
MAHEREZA Ianao
Fa ny Tompo tsy mahafoy anao
Ref :
MAHEREZA ianao
Mitrakà Ianao hoy ny Tompo
Fa Izy momba anao
MAHEREZA Ianao
Fa ny Tompo tsy mahafoy anao
Jesosy tsy mahafoy anao
Fa tena tia anao
Zany e!
Jesosy tena tia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KT AMBATOVINAKYVangy : 282
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Triky
Daty : 26/03/2024 11:43