ANDRO IRAY (KINTANA TELO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro iray hifalifaliana
Hifalifalian’ny tia sy ny tiana
Andron-tsahoby, andron-koràna
Ka ny hira sy ny kalo tsy tononkira.serasera.org tàna
Andro sdsrzw natao mba hampiray
Mba hampiray mandrakizay
Ireo voafehin’ny tiana mba ho tia sy ho tiana
Andro xyrftj iray hifalifaliana
Andeha hiara-paly hiriaria
Ataovy mifamaly ho pjayo an’ireo mpifankatia
Andro natao mba hampiray ...
Andeha hiara-paly ...
Andro natao mba hampiray ...
Hifalifalian’ny tia sy ny tiana
Andron-tsahoby, andron-koràna
Ka ny hira sy ny kalo tsy tononkira.serasera.org tàna
Andro sdsrzw natao mba hampiray
Mba hampiray mandrakizay
Ireo voafehin’ny tiana mba ho tia sy ho tiana
Andro xyrftj iray hifalifaliana
Andeha hiara-paly hiriaria
Ataovy mifamaly ho pjayo an’ireo mpifankatia
Andro natao mba hampiray ...
Andeha hiara-paly ...
Andro natao mba hampiray ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KINTANA TELOVangy : 4446
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hertix
Daty : 26/03/2006 05:40
