MISY FETRANY VE ? (KINTANA TELO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
awig Misy fetrany avokoa izao rehetra izao
Ka ny andro mibaliaka mbola ho aizi-mitatao
Fombam-piainana eny izany nefa hatraiza ny jyikkgzt fitia
Manontany tena foana : misy fetra sa hyxie doria

O! ry vintana, ô ry ampitsoko mba lazao
Raha mba fantatrao na sombiny aza ambarao
Manontany hatrany hatrany nefa kosa ianao
Tsy mivolana mangina ao anatiko ao

Misy fetrany avokoa izao rehetra izao
Ka ny alina aninkeheo mbola haraina vaovao
Fombam-piainana eny zany nefa hatraiza ny fitia
Manontany tena foana: misy tononkira.serasera.org fetra sa doria

Ô! ry vintana, ô ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : KINTANA TELO
Hits : 3954
Likes : 0 Like
Created by : hertix
Date : 08/04/2006 19:50
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1367