TANDINDONA (KINTANA TELO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nankaiza ny akon’ny omaly
No sento no hany mamaly
Nindaosin’ny andro nandeha
Tandindona lasa tsy re
Tomany tononkira.serasera.org wcvdenq ny fo mahatsiahy
Hankaiza intsony ry lahy
Fa izy natao fhnuihlm hiara-dia
No namadika dinam-pitia

Ry fitia !... mandatsa ianao
Fa tsy hipody ny lasa izao
Nankaiza ny akon’ny omaly
No sento no hany mamaly
Nindaosin’ny andro nandeha
Tandindona lasa tsy re npjca !!!

--------
Link:
Comments
Kotsur ( 28/05/2026 17:12)
La version originale :
Interprètes : Romule sy Gabhy
Auteur: Dox
Compositeur : Rolland Raelison
Discomad – 60655
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : KINTANA TELO
Hits : 4217
Likes : 0 Like
Created by : Narihe
Date : 14/11/2003 12:59
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.034