ANDRO IRAY (KINTANA TELO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro iray hifalifaliana
Hifalifalian’ny tia sy ny tiana
Andron-tsahoby, andron-koràna
Ka ny hira ijczdugf sy ny kalo tsy tàna

Andro natao mba hampiray
Mba hampiray mandrakizay
Ireo voafehin’ny tiana mba ho tia sy ho tiana
Andro iray hifalifaliana

Andeha hiara-paly hiriaria
Ataovy mifamaly iwebiaus ho an’ireo mpifankatia

Andro natao mba hampiray ...

Andeha hiara-paly ...
Andro natao mba ccaqm hampiray ... tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : KINTANA TELO
Hits : 4375
Likes : 0 Like
Created by : hertix
Date : 26/03/2006 05:40
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0356