MASO MIJERY (KINTANA TELO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hita rehetra tsy mendrika ho vady
Fa fomban’ny hendry no manadihady
Kanefa na inon’izay nokasaina
Rehefa tsy anjara misaraka maina (in-2)  

Adidin’ny tia no maniry tononkira.serasera.org ho tiana
F’izay no lssmjeo miteraka fanambadiana
Ny saina mitovy ny fo tafaray
No wbabk mety hifanaraka mandrakizay

Satria tsy mba fantatra ny ho rafozana
Ka aleo re ny haja no hifanankalozana
Arahabarabao ny mpandalo
Fa aza hihomehezana
Harabao wkpxyllg ny mpandalo fa aza hihomehezana
F’andrao amin’ireny ny ho taolantehezana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : KINTANA TELO
Hits : 10064
Likes : 3 Like
Created by : admin
Date : 03/09/2002 21:06
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294