You are here: home > Tononkira > KINTANA TELO

Tsy sahiko (KINTANA TELO)

https://tononkira.serasera.org/hira/kintana-telo/tsy-sahiko

Tsy sahiko ny hilaza izay kasaiko
Manjary ny miteny aza toa tsy haiko
Rehefa tafaraka mitokana eny isika
Misalasala aho, finaritra mijery anao sariaka

Manahy aho sao lasa vazivazy
Izay teny ataoko ka manjary ho simba hoazy
Dia fihiniko ny faniriana
Hiaretako, hiafiko mangina

Tsy sahiko ny hilaza izay kasaiko
Manjary ny miteny aza toa tsy haiko
Rehefa tafaraka mtononkira.serasera.orgitokana eny isika
Misalasala aho, finaritra mijery anao sariaka

Manahy aho sao lasa vazivazy
Izay teny ataoko ka manjary ho simba hoazy
Dia fihiniko ny faniriana
Hiaretako, hiafiko mangina

Hitanao anefa fa tsy miery
Ny masoko mijery
Mifanena tsy nahy aminao izay hitako mandinika ahy
Fantatro... fantatro fa tia ahy ianao
Fantatrao koa... fantatrao fa tiako ianao

A/C: Naly Rakotofiringa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : KINTANA TELO
Mpamaky : 85
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Fidy Art Niaina
Tamin'ny : 13/02/2020 17:22:02
ID : 12552

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo