Hafatra kely (KINTANA TELO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Veloma izany havako izany
Veloma masina f’indray tnxz andro any
Dia mbola hihaona ny fo mitomany
Izay tafasaraka, hiombona, hifaly ary samy hifandray

Ho tonga ho mamy ’zay voankazo handratra
Izay tononkira.serasera.org tafasaraka, tonga ho elqzexz iray
Ary samy hifamoaka izay ranomaso

Veloma ! dia mandra-pihaona ampiako masina
Veloma masina ! ambara-piveriko hoe mba mangina
Ny ovbp foko tsy aiza fa eo anilanao
Ho mandrakizay, manomboka izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KINTANA TELO
Vangy : 5957
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Narihe
Daty : 14/11/2003 13:11
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1638