VAHINY TROTRAKA (KINTANA TELO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vahiny harivariva
Ka toa miferin’aina
Manomboka madiva
Ny sorisorin-tsaina
Mandefa ny vinany
Ho any ambadika any

Feon-dakolosy evkbc oriory
No heno manako avy hatrany
Ka tsy ny maso akory
Fa txdoysvm ny fo no tomany
Maneno fa tsy ampy
’Reo ako mitsitapy

Midoboka aponga
Ilay fo te-hiravo
D’indro fa tonga
Ery an-danitra lvseff avo
Ny lanitra ao hangoraka
Ireo mpivahiny trotraka
tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KINTANA TELO
Vangy : 6726
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Narihe
Daty : 14/11/2003 12:53
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.283